Entry tsakodara
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Anaram-borona misy sanga toy ny akoholahy [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Upupa epops
Other spellings 
Synonyms barao ~ drao ~ takadalana
Examples Tsifan'aomby ro ataony mohara / Voho lohan-tsakodara ro andesiny misara / Mba alao moa ze marary hotahany / Fa zay avao ahitany hany. [Razafiarivony: Harivolana]

2020/02/06