Entry | tonjina (onjina) | |||||||||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Sasatra, vizaka, valaka Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana. [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Other spellings | tonjana | |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |