Entry | sasanangy | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ampahatelon'ny ariary taloha, izany hoe lasiray sy kirobo sy lavoamena (1 Fr 60). [1.1] | ||
Explanations in French | Le tiers d'une piastre [1.3] | ||
Explanations in Italian | Un terzo di piastra. [1.18] | ||
Examples | Vary iray raha mora ny taona, dia sasanangy;
[2.48] | ||
Vocabulary | Economy: finances, management | ||
Compound words |
| ||
Proverbs | Proverbs containing the word sasanangy | ||
Updated on 2023/08/11 |