| Entry (1/2) | 1 samby | 
| Part of speech | 2 adjective | 
| Explanations in Malagasy | 3   samy:  Androngo miady ambato ka samby miaro ñy ramboñe tsy ho meto (Samby emaso: eo anatrehana, ifanatrehana) [Tambahoaka, Bezanozano, Sihanaka, Tanala]
 [1.78] 4 jereo samy [1.1] | 
| Explanations in French | 5   comme samy [1.3#568] | 
| Examples | 6   samby miepoky ao afiaty rano rozy iaby.
[2.606#] 7 Dia samby nitondra lasàka raika ny biby izay nañatoña ñy hanina an' azy iñy. [1.406#] | 
| Derivatives | 
 | 
| All compound words | 9 ady samby etsaka | 
| Entry (2/2) | 10 samby | 
| Part of speech | 11 noun | 
| Explanations in Malagasy | 12   Anaram-boron-dranomasina misitrika rehefa misambotra hazandrano [Sakalava]
 [1.1] | 
| Explanations in French | 13   guifette moustac (Chlidonias hybridus) [4.22] | 
| Vocabulary | 14 Zoology: birds | 
| Anagrams | 15 samby, 16 Sibma, 17 simba | 
| Updated on 2025/10/08 |   |