Entry rondra
Part of speech Unspecified
Malagasy definition Fahatezerana tafahoatra, tsy fahatsindrian-tsaina miteraka fahadalana; filazana na fanaovana fahadaladalana, teny na zavatra tsy voahevitra [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry rondra
Part of speech noun
Malagasy definition Zavamaniry manitra (Hydrostachys imbricata) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Hydrostachys imbricata
Derivations 

Entry rondra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] ravim-bomanga [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 
Derivations 

2013/06/10