Entry ramiary
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-javamaniry misy voniny fotsifotsy lehibe, fahita matetika eny amin' ny tany mando. (Datura stramonium) [Rajemisa 1985]
 karazan-javamaniry fanamboarana fanafody [SLP 1986]
English definition the thorn apple. Datura alba. Nees. [Richardson 1885]
French definition datura stramonium [SLP 1986]
Vocabulary 
Scientific name Datura alba, Datura stramonium

Updated on 2012/06/11