Entry | marolongo | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1] | |
Explanations in French | [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent. [1.19] | |
Vocabulary | Zoology: reptiles, amphibians | |
Synonyms | marorazana ~ maroandavaka | |
Updated on 2020/07/31 |