Entry | lima | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Sakalava] Vilia hazo lavalava fanesorana rano ao anaty lakana [1.1] | |
Vocabulary | Navigation | |
Entry | lima | |
Part of speech | Unspecified | |
Explanations in Malagasy | [Bara] Zinga voatavo fasiana ronono na fiterana omby [1.78] | |
[Tanosy] Voatavo na zingo fiterena omby [1.78] | ||
Anagrams | lamy, lima, maly, mila |
Updated on 2020/07/31 |