Entry kotsovato (kotso, vato)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazana kotso saingy matromatroka manopy manja ny volony ary kelikely ny lavany: izany no nanaovana azy hoe "vato" (tsy mitombo); halavany 22 sm (Paretroplus kieneri) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Paretroplus kieneri
Analogues  kotso

2013/02/23