Entry | komandà | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina [1.1] | |
Explanations in French | [Tankarana] Chef, administrateur. [1.19] | |
Vocabulary | Military | |
Origin | French: commandant. | |
Anagrams | komandà, mandoka, mondaka |
Updated on 2020/07/31 |