Entry kimanga
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazan-kazo malaza ho misy poizina mahery ny tenany manontolo, na ny tahony na ny raviny na ny voany (Erythriphlaeum couminga) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Scientific name Erythriphlaeum couminga

2009/09/01