| Entry (1/4) | 1 kaky |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 (ny fampiasa matetika dia Ikaky) Teny entina miantso ny ray: Maty aho, ray Kaky ama-Neniko Teny fanajana entina milaza ny ray na ny olona azo heverina ho toy ny ray: Eto angaha Ikaky mipetraka [1.1] |
| Explanations in French |
4 père. [Tankarana]
[1.19] |
| Examples |
5 Inona izato entinao, ry kaky?
[2.298]
6 Vonjeo aho rey kaky aman-draneniko! [2.4] |
| Vocabulary | 7 Relationships: family |
| Entry (2/4) | 8 kaky |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 voankazo [1.13] |
| Explanations in French |
11 kaki [1.13] 12 (du nom japonais kaki, repris par les Français). Diospyros kaki L.f. (Ebenaceae). Arbre fruitier originaire du Japon. Introduit et cultivé sur les plateaux. Fruits comestibles. [Merina] [1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany: fruit |
| Scientific name |
|
| Entry (3/4) | 14 kaky |
| Part of speech | 15 Unspecified |
| Explanations in Malagasy |
16 [1.78] |
| Entry (4/4) | 17 kaky |
| Part of speech | 18 noun |
| Explanations in Malagasy |
19 Vifotsy: Tafo kaky [Bara]
[1.78] |
| Vocabulary | 20 Chemistry |
| Synonyms | 21 aky |
| Anagrams | 22 kaky, 23 kika |
| Updated on 2025/09/12 |
|