| Entry (1/2) | 1 harakaraka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3karazam-borona.
[1.1] |
| Explanations in English |
4a bird, a peculiar species of roller. Eurystomus madagascariensis, L..
[Provincial]
[1.2] |
| Vocabulary | 5 Zoology: birds |
| Entry (2/2) | 6 harakaraka |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8aretina heverina fa hazo tamin'ny zavatra nihoanina tany an'ala, ka mandoa izay ny olona voan'ny harakaraka.
[Betsimisaraka]
[1.78] 9areti-mandalo. [Sihanaka] [1.78] |
| Vocabulary | 10 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|