Entry fantsy
Part of speech noun
Malagasy definition kambo lavalava mafy ary marani-doha maniry eo amin' ny ranjon' ny akoholahy ka entiny miady [Rajemisa 1985]
English definition the spur of a cock. See fatsy [Richardson 1885]
French definition ergot [Abinal 1888]
Vocabulary 
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Nilaozany nijery akoho nifamely fantsy. [FOFAFIPE: Tongavola, page 26]
2Aza akoholahy lava fantsy nefa tsy haneno. [Rinara 1974, page 26]
3Fa ny trano be rovitra an-tanety sy ny saonjo intelo ranonorana sy ny ondrilahy mivadi-tandroka sy ny akoholahy lava fantsy no tianay! [Rahajarizafy: Kabary, page 128]
Quotes 

Entry fantsy
Part of speech noun
French definition  [Betsileo, Merina] Épines ; nom général des arbustes épineux. Plus spécialement :
¶ des gymnosporia : Gymnosporia leptopus (Tul.) Baker et Gymnosporia divaricata Baker (Celastraceae). Bois nerveux : on en fait des cannes.
¶ des carissa : Carissa edulis var. subtrinervia Pichon et Carissa madagascariensis Thouars ex Poir. (Apocynaceae). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Carissa edulis var. subtrinervia, Carissa madagascariensis, Gymnosporia divaricata, Gymnosporia leptopus

Updated on 2019/08/17