Entry faharomotana (romotra)
Part of speech noun
Explanations in English The rabies [1.7]
Explanations in French La rage des chiens [1.8]
Vocabulary 

Entry faharomotana (romotra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Aretin-dratsy mahatonga toa adala manaikitra amim-pisafoahana izay sendra azy
Fisafoahana, fisamontitra [1.1]
Explanations in English Uncontrolled anger [1.7]
Explanations in French Fureur [1.8]
Examples ny sitrapo vesaran' ny tsiny sy ny heloka ka tonga malemy tsy mahahetsi-tena raha tsy idiran' ny demonian' ny fahatezerana sy ny fankahalana mbamin' ny faharomotana; [2.285]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/12