Entry bonoka
Part of speech noun
Malagasy definition Mangahazo voasana dia alona ao anaty rano mandeha efatra na dimy andro; rehefa tapitra io fetr' andro io, andrahoina amin' ny entona, dia sasana tsara ary azo hanina amin' izay; ny bononòka dia ankafizin' ny tantsaha, indrindra amin' ny faritanin' Ambatolampy sy Arivonimamo, na dia eo aza ny fofony mahery dia mahery [Rajemisa 1985]
French definition  [Sakalava] Manioc, Manihot utilissima Pohl (Euphorbiaceae) dont on humecte les tubercules et qu'on soumet à une fermentation en vue d'obtenir une pâte molle d'odeur très forte. La fermentation décompose les glucosides et la préparation n'est pas toxique même si elle est faite à partir des maniocs amers, riches en composés cyanogènes. Mets apprécié autrefois en Imerina surtout chez les Mandiavato. Aujourd'hui surtout utilisé sur la côte Ouest. Cette préparation est d'origine africaine. [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Manihot utilissima
Examples Ilay be bononòka aza namely mihoatra noho ny hafa. [Andraina: I Vola, page 130]

Entry bonoka
Part of speech adjective
English definition gentle, quiet [Richardson 1885]

2017/12/07