Entry |
anamafaitra
|
Elementary words | ana- (anana) ; mafaitra |
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Karazan' anana saika toy ny anamamy ngita kely, saingy mangidy aoka izany [1.1]
|
Explanations in English | An esculent herb. Solanum nigram, L. [1.2]
|
Scientific name | Solanum nigram |
Examples | Fady ny Rafantaka:
ny fantàka tsy ataina ; ny halana tsy aiditra ao an-trano raha mantsàka fa
avela eo alatrano; ny hanina antokoana tsy todirana (tsy andramana eo an-
tokoana fa entanina any ambany vao hanina); ny anantarika ; ny anamafaitra ;
ny anandrambo.
[2.48]
|
Vocabulary |
|