Entry aloa (loa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Explanations in English To be vomited; to be paid [1.7]
Explanations in French Qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Examples 
1Aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236]
2Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117]
Morphology 
Present : aloa, aloako, aloanao, aloany, aloantsika, aloanay, aloanareo, aloan', aloan-, aloam-
Past : naloa, naloako, naloanao, naloany, naloantsika, naloanay, naloanareo, naloan', naloan-, naloam-
Future : haloa, haloako, haloanao, haloany, haloantsika, haloanay, haloanareo, haloan', haloan-, haloam-
Imperative : aloavy
Compound words 

Entry aloa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Moka [1.78]
Vocabulary 
Synonyms aloe

Anagrams 

Updated on 2023/01/20