|
|
|
|

Entry1  zioga
Part of speech  2  noun
Explanations in English  3  an ox-yoke [1.7]
Explanations in French  4  joug [1.8]
Examples  5  Rahefa manao famolahana toy izany moa, omby iray za-jioga no ampiarahina amin' ilay hofolahina izay, afa-tsy ny zioga efa mitana azy, dia singorana tady koa ny tandrony mba hisy hosintonina raha ilaina. [2.472]
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Vocabulary  9  Economy: breeding, farming
Other spellings  10  jioga
Article  11  Randzavola: zioga ao amin' ny Baiboly

Anagrams  12 giazo, 13 zioga

Updated on 2025/09/19