Entry zay
Part of speech noun
Malagasy definition Fanafohezana ny hoe " izay"
¶ Teny kely entina mankatò izay lazaina: Moa tsy izany va, ry ambanilanitra? -- Zay [Rajemisa 1985]

Entry zay
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara, Tanosy] Zandry [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

2013/08/05