| Entry | 1 zavatsoa |
| Elementary words | 2 zavatra, 3 soa |
| Part of speech | 4 locution |
| Examples |
5 zavatsoa tokoa ny fandrosoana
[2.332#77]
6 Aoka ny firavakareo tsy ho zavatsoa ivelany fotsiny, toy ny randram-bolo kanto, na ny firava-bolamena amana didy akanjo ara-pomba [2.996#67.3.3] |
| Updated on 2025/07/29 |
|