|
|
|
|

Entry1  zava-dratsy
Elementary words  2  zavatra, 3  ratsy
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5  ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [1.1]

Updated on 2025/09/12