| Entry (1/2) | 1 zarina |
| Part of speech | 2 passive verb |
| Root | 3 zatra |
| Morphology |
|
| Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Atao tonga zatra: Zaro miteny ampahibemaso io tovolahy io fa saro-kenatraloatra |
| Explanations in English |
9 [1.7] to be made accustomed; to be trained |
| Explanations in French |
10 [1.3#869, 1.8] qu'on habitue; qu'on apprivoise 11 [1.3#869] qu’on exerce, qu’on accoutume, qu’on familiarise 12 [1.8] qu'on dompte |
| Examples |
13 [1.519#] Mba hitaizana ny mpianatra dia zarina hiala amin' izay fomba ratsiny izy. |
| Entry (2/2) | 14 zarina |
| Part of speech | 15 noun |
| Explanations in French |
16 [1.13] palmier à huile |
| Vocabulary |
17 Botany: palm |
| Anagrams | 18 azarin, izaran, nazari, nizara, razany, rizana, zairan, zarain, zarina, zinara |
| Updated on 2025/07/29 |
|