Entry | 1 zafy mafy |
Elementary words | 2 zafy, 3 mafy |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha [1.1] |
Explanations in French |
6 petits-fils insensibles. On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres [2.415] |
Vocabulary | 7 Relationships: family |
Synonyms | 8 zafy tsy torana |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |