Entry Vtra
Part of speech   noun (abbreviation)
Malagasy definition   fanafohezena ny hoe voninahitra [3.1]
Examples   Rainikoto 14 Vtra O.D.P / Rainitavy 13 Vtra D.P.M / Raziva 10 Vtra [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 195]
Ary rahefa vita izany teny nifamalian' izy roa lahy izany, dia avy Ilaitrimo XV Vtra sy ny namany hamatotra an-dRainisoa XV Vtra dekan' ny premier ministre, sy Rainilizá XV Vtra, sy Rainimboay XIII Vtra, sy Rainizanoa XIII Vtra [Callet: Tantara, page 1193]
Vocabulary  

Updated on 2016/08/15