Entry vorivorinkena
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [Rajemisa 1985]
English definition omasum [3.1]
French definition omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
Vocabulary 
Synonyms vorivoriny
Analogues  masontantely ~ vahindrorohany ~ vavoninkena
Quotes 
Illustrations 

2009/02/23