Entry vonjivonjena (vonjivonjy (vonjy))
Part of speech passive verb
Explanations in English To be rescued in a hurry; to be attended to in a hurry [1.7]
Explanations in French Qu'on secourt à la hâte; dont on s'occupe d'urgence [1.8]
Examples 
1Vonjivonjena ny fotoam-piasana, fa ny tokony hatao amin' ny vanin-taona anakiray, na inona na inona miseho, tsy maintsy vitaina [2.472]
2Ny fotoana famangiana ny mpitera-bao dia tsy mba vonjivonjena, ary na dia efa niala amin' ny fifanana aza ny mpitera-bao dia mbola misy mpamangy ihany [2.436]
Morphology 
Present : vonjivonjena, vonjivonjeko, vonjivonjenao, vonjivonjeny, vonjivonjentsika, vonjivonjenay, vonjivonjenareo, vonjivonjen', vonjivonjen-, vonjivonjem-, vonjivonje-
Past : novonjivonjena, novonjivonjeko, novonjivonjenao, novonjivonjeny, novonjivonjentsika, novonjivonjenay, novonjivonjenareo, novonjivonjen', novonjivonjen-, novonjivonjem-, novonjivonje-
Future : hovonjivonjena, hovonjivonjeko, hovonjivonjenao, hovonjivonjeny, hovonjivonjentsika, hovonjivonjenay, hovonjivonjenareo, hovonjivonjen', hovonjivonjen-, hovonjivonjem-, hovonjivonje-
Imperative : vonjivonjeo

Updated on 2023/04/05