| Entry | 1 volombodimpona |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Anaran-kazo tsara sy madini-bolo, mena antitra manopy volomparasy, fanaovana rafitra madinika be haingo, sokitra, fanaka sarobidy
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Botany: tree |
| Updated on 2025/09/12 |
|