|
|
|
|

Entry1 volena
Root  2voly
Part of speech  3 passive verb
Explanations in Malagasy  4 Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka. (Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano) [1.1]
Morphology 
5 Present :
6 Past :
7 Future :
8 Imperative :
Vocabulary  9 Economy: agriculture
All compound words  10tany azo volena

Anagrams  11 levona, 12 velona, 13 volena

Updated on 2025/10/08