Entry voi > voitra
Part of speech   noun
Malagasy definition   fikorontanana , voakorontana [Antemoro] [Rakotosaona 1972]

Entry voi > voina
Part of speech   noun
Malagasy definition   Loza mihatra,antambo mby an-koditra [Rajemisa 1985]
English translation   calamity, aflliction [Hallanger 1973]
French translation   calamité, désastre [Hallanger 1974]
Examples   Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [Andraina: Mitaraina, page 111]
Compound words, titles, names  
Quotes  

voi   
anareo
voi [Profita 1969]
ianareo
voi [Profita 1969]