Entry voazera (zera)
Part of speech past participle
Malagasy definition  [Rajemisa 1985]
French definition jeté à terre, précipité, battu [Abinal 1888]
Morphology 
voazera
voazerako
voazeranao
voazerany
voazerantsika
voazeranay
voazeranareo
voazeran'
voazeran-
voazeram-
Examples 
1Ny an' i Neny izany aza voazerany mbamin' ny seza nipetrahany. [Andraina: I Vola, page 28]
2Nony hitan'ilay Dragona fa voazera amin'ny tany izy, dia ilay Vehivavy tera-dahy no nenjehiny. [Baiboly: 73:012:013/Fanambaràna 12:13..]

2014/10/18