|
|
|
|

Entry (1/2)1  voazava
Part of speech  2  past participle
Explanations in French  3 illuminé [1.3#869, 1.13]
4 éclairé, rendu clair, distinct [1.3#869]
5 expliqué [1.13]
Examples  6  Ireo dia voazava ao amin'ireto pejy manaraka ireto [2.424#]
7  Rehefa voalaza sy voazava ny foto-dresaka dia mifarana ny kabary fa tsy mba misy teny manokana fankasitrahana ny mpihaino [2.606#]

Entry (2/2)8  voazava
Part of speech  9  noun
Explanations in French  10 pastèque, melon d'eau [1.13]
Vocabulary  11  Botany: fruit
Synonyms  12 voanketsihetsy, voatavorano

Updated on 2025/09/12