| Entry | 1 voazara |
| Root | 2 zara |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in French |
4 partagé [1.3#868] |
| Examples |
5 Na izany aza anefa, tsaroako ihany fa ni'sy totokiho sy don-damosina voazarako teny ho eny.
[2.4]
6 Ary nony efa voazara ny hena, dia hoy izy: [2.293] |
| Morphology |
|
| Synonyms | 8 zinara |
| Proverbs | 9 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/09/12 |
|