| Entry | 1 voatavontay |
| Elementary words | 2 voatavo, 3 tay |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazam-boatavo maniry eny amin' ny zezika
6 Ilazana olona fonetana, fohy hatoka ary be vatana [1.1] |
| Explanations in French |
7 Citrouille qui pousse spontanément sur le fumier. Sens figuré : gros trafiquant vivant aux dépens des paysans (Malzac).
[1.196] |
| Vocabulary | 8 Botany: vegetable |
| Anagrams | 9 vatovatoina, voatavontay |
| Updated on 2025/12/08 |
|