| Entry | 1 voatavobozaka |
| Elementary words | 2 voatavo, 3 bozaka |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 Karazam-boatavo lehibe fihinana, tsara tsiro
[1.1] |
| Explanations in French |
6 (de voatavo : courge-calebasse et bozaka : herbe sèche, allusion à quelque chose de très commun).
7 Variété commune de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae). 8 Ses fruits à l'état jeune ont une chair mangeable. [Merina, Betsileo] [1.196] |
| Examples |
9 Ary itony voatovo maramara no natao hoe voatavom-bazaha, dia vao nanampy ny voatavobozaka sy ny voatavoatodiakoho;
[1.437#]
|
| Vocabulary | 10 Botany: vegetable |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/11/13 |
|