Entry | 1 voatango |
Elementary words | 2 voa, 3 tango |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 voatavo fihinana [Tanala]
[1.78] 6 Karazam-boatavo lavalava voa, izay fihinana manta, mafotrafotra sy mangatsiatsiaka ny nofony [1.1] |
Explanations in English |
7 a kind ot muskmelon [1.7] |
Explanations in French |
8 espèce de melon musqué [1.8] 9 (de tango : action de couper au couteau les feuilles ou les autres organes végétaux). Cucumis parvifolius Cogn. (Cucurbitaceae). « Le melon malgache » d'après Vérin, Terre Malgache, 6 (juillet 1969), p. 95-104. Les jeunes pousses, fleurs et jeunes fruits étaient consommés comme légumes potagers. [Merina, Sihanaka, Tsimihety] [1.196] |
Examples |
10 ary toa valala voatango ka very fanahy mbola velona.
[2.69#]
11 Ny voanjo voatango indray andro dia taomina lolohavina an-tsobika entina mody. [2.472#] |
All compound words |
|
Vocabulary | 16 Botany: fruit |
Scientific name |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word voatango |
Article | 18 Randzavola: voatango ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |