| Entry | 1 voatampina |
| Root | 2 tampina |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
4 qu’on a fermé, bouché, obstrué.
[1.3#662] |
| Examples |
5 ilay nanasatry ny vahoaka rehetra, vao voatampina;
[2.59#228]
6 Nisy certificat maromaro koa nasehony, fa ny anarana no voatampina daholo. [2.499#28] |
| Synonyms | 7 tinampina |
| Updated on 2025/09/12 |
|