|
|
|
|

Entry1  voasokitra
Root  2  sokitra
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  4  [1.1]
Explanations in French  5  ciselé, sculpté, troué
gravé de la petite vérole
gravé, arraché avec un instrument pointu
figuré: pressuré [1.3#619]
Examples  6  Tsy zara fa vato mijoro, fa voapaika sy voasokitra. [2.285#109]
7  Misy koa hazo na vato voasokitra vitsivitsy nataon' ny Ntaolo izay azo lazaina fa fatratra. [2.436#]
Synonyms  8  sinokitra

Anagrams  9 voakositra, 10 voaritsoka, 11 voasokitra

Updated on 2025/09/12