| Entry | 1 voasasa |
| Root | 2 sasa |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in French |
4 lavé
[1.3#585] |
| Examples |
5 Ahahy avy hatrany ny lamba voasasa amin' izany.
[2.117#13]
6 Rahefa samy tonga tany an-trano izahay sy Vola ny hariva, dia niara-nivoaka hanatitra ny akanjon-dRasamy efa voasasa sy voapasoky ny mpiasa. [2.4#143] |
| Synonyms | 7 sinasa |
| Updated on 2025/09/12 |
|