| Entry | 1 voaramontsina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Hazo madinika misy voany kely fihinana tsara tsiro (Vaccinium fasciculatum) [1.1] |
| Explanations in French |
4 (déformation de voaramontsana ). C'est l'orthographe adoptée par Malzac qui fait dériver ce nom de voara, à notre avis, à tort. Vaccinium fasciculatum Bojer, Vaccinium emirnense Hook. et Vaccinium secundiflorum Hook. (Ericaceae). Arbustes fruitiers : les Myrtilles à gros fruit de Madagascar. Une révision des espèces malgaches serait souhaitable car beaucoup d'auteurs ont décrit des espèces sans se préoccuper des travaux de leurs prédécesseurs. [Merina]
[1.196] |
| Examples |
5 Ny hanina fivarotra teny dia tongotr' omby masaka sy hena-kison masaka, vodi-tatamo, voalefoka, lavandro (koba sy teti-kena), fìtaratra jamba (apempa), fati-kely, ary voakandrina sy voaramontsina sy voafotsy.
[1.437#]
|
| Vocabulary | 6 Botany |
| Scientific name |
|
| Anagrams | 7 mosavy antrano, 8 voaramontsina |
| Updated on 2025/09/12 |
|