|
|
|
|

Entry1 voaomana
Root  2omana
Part of speech  3 past participle
Explanations in Malagasy  4 [1.1]
Explanations in English  5 decorated, dressed, made ready [1.2]
Explanations in French  6 orné, arrangé, préparé [1.3]
Examples  7 Aoka izany ny hafalian' izy mivady nandre ahy afaka fanadinana! Dia nizotrà araka ny voalazan' i Vola ilay fandaharana nataony, hay koa moa izy io efa voaomany rahateo mialoha. [2.4]
8 Ny soavaly voaomana hiady [2.996]
Morphology 
9 Past :

Anagrams  10 amovoana, 11 voaomana

Updated on 2025/09/12