Entry voangory
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely ohatra ny ankibe, ny vavany mafy natao hanorotoro ny fakankazo, ny elany roa mifanarona amin' ny andaniny avy ka ilay ivelany mafy toy ny kaninkaninkena [Rajemisa 1985]
 karazam-boana [SLP 1986]
English translation a kind of beetle [Hallanger 1973]
French translation hanneton [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Quotes 

Updated on 2020/07/31