Entry | 1 voanatra |
Part of speech | 2 past participle |
Explanations in English |
3 [1.2] advised, admonished, rebuked. |
Explanations in French |
4 [1.3] Conseillé, réprimandé |
Examples |
5 [2.996#68.2.16] nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon' olona ka nisakana ny hadalan' ilay mpaminany 6 [2.996#25.12.12] Ary raha teny mihoatra noho izao kosa, anaka, aoka ho efa voaanatra hianao |
Root | 7 anatra |
Other spellings | 8 voaanatra |
Anagrams | 9 naavotra, vatranao, voanatra, voatrana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |