Entry voana
Part of speech   noun
Malagasy definition   karazana biby tsy manana hazon-damosina [SLP: Voambolana]
   [ voaña ] [Bezanozano, Tanala] renitantely: Ladijin'ny voaña ñy lakam-bohonao (andadizan'ny renitantely ny lamosinao) [Rakotosaona 1972]
   [ voaña ] [Sihanaka] bibikely manimba hazon-trano, fanaka, ets. [Rakotosaona 1972]
French definition   insecte [SLP: Voambolana]
Vocabulary  
Analogy   voana fandrava ~ voana mahasoa

Updated on 2009/11/07