| Entry | 1 voamboana |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Karazan-kazo sady mafy no mavesatra, mania antitra ny volony, fanaovana fanaka mihaja [1.1] 4 karazan-kazo sarobidy [1.13] |
| Explanations in French |
5 palissandre [1.3, 1.13] 6 palissandre (Dalbergia baroni) [1.5] |
| All compound words | 7 4 combinations of this word |
| Vocabulary | 8 Botany: tree |
| Anagrams | 9 vaombaona, 10 voamboana |
| Updated on 2025/10/08 |
|