|
|
|
|

Entry1 voalohandohany
Part of speech  2 adverb [Full list]
Examples  3 Nahavelona fanantenana marina, tamin' ny voalohandohany, Radama. [2.270#]
4 Sosoa be rano ny sakafo omena ny mpifana amin’ ny andro voalohandohany [2.436#11]
5 Tamin' izany no nidiranay voalohandohany tamin' ireny trano fisakafoana ireny. [2.356#]
6 Ary tamin' ny Andriana voalohandohany no nisy nampirafy andriambavy sy tamin' ny vahoaka ka nony niteraka dia natao hoe Hova (efa niova) ny zanany fa tsy andriana intsony. [1.436#33]

Updated on 2025/07/29