|
|
|
|

Entry1  voakasika
Root  2 kasika
Part of speech  3  past participle
Explanations in Malagasy  [1.1]
Explanations in French  4 touché. [1.3#316]
Examples  5  Ny hita ho voakasika kely tokoa angaha dia i Doda. [2.4#112]
6  Amin' ny sisa izay tsy voakasika firy no ahitana koa ny mpanararaotra izay tsy maintsy mahita hihoriranana foana hahazo tombotsoa ho an' ny tenany noho iny fandonana iny. [2.472]
Morphology 
7  Past :
Synonyms  8 kinasika

Anagrams  9 voakasika, 10 voakisaka

Updated on 2025/09/12