| Entry | 1 voageja |
| Part of speech | 2 past participle |
| Root | 3 geja |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.13] tsy afa-mihetsika, tsy afa-mikofoka fa voatazona mafy |
| Explanations in English |
5 [1.2] same as voagehy |
| Explanations in French |
6 [1.3#196, 1.13] serré, étreint, contraint 7 [1.3#196] retenu 8 [1.13] serré, étreint, contraint |
| Examples |
9 [2.643#183] voageja manodidina aho sady tery. 10 [2.296#143] Voahosy tsy afa-miarina, ary voageja tsy afa-mikofoka. |
| Synonyms | 11 gineja |
| Updated on 2025/07/29 |
|