| Entry | 1 voafolaka |
| Root | 2folaka |
| Part of speech | 3 past participle |
| Explanations in English |
4 bent, broken in, tamed. [1.2] |
| Explanations in French |
5 rompu, plié, dompté, corrigé [1.3#182] |
| Examples |
6 Ny hery miafina ao anatin' ny solitany, dia tonga hery voafolaka hampisidina ny raoplanina.
[1.316#67]
7 nefa ambonin'izany, ny fiteny masikoro, izay tsy fiteninay andavanandro, dia tsy mbola voafolaka amin' ny soratra. [2.606#26] |
| Synonyms | 8nofinolaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|