|
|
|
|

Entry1  voafarana
Root  2 farana
Part of speech  3  past participle
Explanations in English  4 made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. [1.2]
Explanations in French  5 terminé, conclu, limité, rogné, limé [1.3#153]
Examples  6  Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy. [2.472#]
Synonyms  7 finarana

Updated on 2025/09/12